Entrée maminany (vinany)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Milaza mialoha noho ny tsindrimandry: I Jeremia noanisan' ny naminany ny faharavàn' i Jerosalema
Manao vinany arakeviny fotsiny: Moa ve tsy efa naminany izao toe-javatra ankehitriny izao aho? [1.1]
Explications en anglais To guess; to predict [1.7]
Explications en français Deviner; prédire [1.3, 1.8]
 Conjecturer, prophétiser [1.3]
Exemples Efa hatrany am-piondohan' ny olom-belona no nisian' ny mpihambo ho mahay maminany [2.296]
Morphologie 
Présent : maminany
Passé : naminany
Futur : haminany
Impératif : maminania

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20