| Entrée | 1 mametraka |
| Radical | 2 petraka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manao main' ny toerana anankiray: Mametraka boky eo ambony latabatra.
5 Manome (zavatra) mba hotehirizina, manome (vola) mba hiteraka: Mametra-bola amin' ny banky. 6 Manendry: Ny fanjakana no nametraka ahy eto. 7 Manala, manesotra, manongana: Ny Filoha no mametraka ny mpiasam-panjakana. 8 Mandefa, mandroaka, misaotra (vady): Antitra Rangahy vao nametraka ny vadiny. [1.1] |
| Explications en anglais |
9 to place, to seat, to put down, to make to perch; to lay, as in stonework, etc..
[1.2] 10 to set, to place, to lay down. [1.7] |
| Explications en français |
11 mettre, placer.
[1.8] |
| Exemples |
12 mametraka sakana maro ny finoana;
[2.445#]
13 Rahefa vita, dia mahazo mametraka fanontaniana ianao. [2.270#] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|