Entrée | 1 mamery |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 very |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
10 [1.1] Mahatonga ho very ny zo maha-olona afaka: Namery azy mianakavy ilay volan' olona tsy voaloany Mahavoa, mampahantra: Hamery anao lahy io fanaovanao antsirambina lava mahazatra anao ira |
Explications en anglais |
11 [1.7] to ruin; to sell into slavery |
Explications en français |
12 [1.8] réduire en esclavage, ruiner |
Exemples |
13 [2.649#] Izay mamery ny ainy noho ny Amiko dia hahazo azy. 14 [2.643#] Fantatra tsotra izao fa tsy raharaha maika akory ilay nanirahany, saingy hoenti-mamery dia ahy fotsiny. |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot mamery |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |