Entrée | 1 mameno |
Radical | 2 feno |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manenika, mahahenika: Mameno ny trano ny fofon' izany fanafody izany 5 Manototra: Mameno hafaliana anay ny fahitana anao ~ Hameno ny banga aminay ny fahatongavanareo roa lahy 6 Manatanteraka, mahatontosa: Nameno ny faniriako ny fahombiazan' ny zanako tamin' ny fanadinana [1.1] |
Explications en anglais |
7 to fill [1.2, 1.7] 8 to fill up. [1.2] 9 to complete [1.7] |
Explications en français |
10 remplir; compléter [1.8] |
Exemples |
11 ny voliko mameno saha; [2.69#] 12 Maty antoka miara-mameno, fa volan' olona! [2.69#] 13 Tantely tapa-bata, ka ny fo no mameno azy. [2.296#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 19 mameno, mamoñe, manemo, manome |
Mis à jour le 2023/01/20 |