Entrée mameno (feno)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manenika, mahahenika: Mameno ny trano ny fofon' izany fanafody izany
¶ Manototra: Mameno hafaliana anay ny fahitana anao ~ Hameno ny banga aminay ny fahatongavanareo roa lahy
¶ Manatanteraka, mahatontosa: Nameno ny faniriako ny fahombiazan' ny zanako tamin' ny fanadinana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to fill, to fill up. [Richardson 1885]
 to fill; to complete [Hallanger 1973]
Définition française remplir; compléter [Hallanger 1974]
Morphologie 
mameno
nameno
hameno
mamenoa
Citations 

2012/09/07