|
|
|
|

Entrée1  mamely rarangy
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Synonymes  4  manao rarangy, mikatroka rarangy
Mots élémentaires  5  mamely, rarangy

Mis à jour le 2023/04/16