Entrée (1/2) | 1 mambomba |
Radical | 2 bomba |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mandrakotra (filaza ny reny misakobona ny zanany ao anaty lamba, eo am-pofoany), manarona: Mambomba ny zanany ao anaty lamba Rasoa fa mangatsiaka ny andro [1.1] 5 ny tena hevitry ny hoe mambomba dia mandrakotra amin'ny ila lamba itafiana [2.314] |
Explications en anglais |
6 to cover, as a hen covers her chickens. see maNOMba [omba] [1.2] |
Explications en français |
7 couvrir [1.3] |
Exemples |
8 tahaka ny afo, ka izay mambomba azy no may; [2.346#9] 9 Nefa ny tena fotony dia ny kolotsaina mambomba azy. [2.606#] |
Morphologie |
|
Synonymes | 14 manomba |
Entrée (2/2) | 15 mambombà |
Radical | 16 bomba |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif mambomba [Liste complète] |
Explications en malgache |
18 [1.1] |
Explications en français |
19 [1.3] |
Anagrammes | 20 ambombam, mambomba, mambombà |
Mis à jour le 2023/01/20 |