Entrée mamboly (voly)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry: Mahereza mamboly vary ianareo
Manao voly eny amin' ny... : Namboly teny an-dohasaha sy teny an-tanety izahay tamin' ito mba tsy ho sahirana amin-kanina
Mahatonga, miteraka, mampiditra: Tena namboly fahasahiranana betsaka tamiko loatra iny zaza iray iny [1.1]
Explications en français Planter, cultiver [1.13, 1.196]
  [Sakalava-Mayotte] [ mambôly ] Planter, cultiver
Planté, cultivé [1.405]
Exemples 
1Mamboly amin' izay fomba fihinan'ny olom-belona; [2.59]
2Mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [2.117]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : mamboly
Passé : namboly
Futur : hamboly
Impératif : mambole
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31