Entrée mamboly (voly)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry: Mahereza mamboly vary ianareo
¶ Manao voly eny amin' ny... : Namboly teny an-dohasaha sy teny an-tanety izahay tamin' ito mba tsy ho sahirana amin-kanina
¶ Mahatonga, miteraka, mampiditra: Tena namboly fahasahiranana betsaka tamiko loatra iny zaza iray iny [Rajemisa 1985]
Définition française planter, cultiver [SLP 1986, Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Morphologie 
mamboly
namboly
hamboly
mambole
Exemples 
1Mamboly amin' izay fomba fihinan'ny olom-belona; [Cohen-Bessy: Rakotovao]
2Mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [FOFAFIPE: Rosovola]
Citations 

2019/09/11