Entrée mamasoka (vasoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manala baraka: Nahoana ianao no namasoka ahy teo anatrehan' ny mpianatra rehetra [Rajemisa 1985]
 manala ny mangirangina [SLP 1986]
Définition française délustrer [SLP 1986]
Morphologie 
mamasoka
namasoka
hamasoka
mamasoha

Mis à jour le 2013/03/11