|
|
|
|

Entrée1  mamangy
Radical  2  vangy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandeha mitsidika olona any aminy ho fanehoana firaisam-pihavanana, na ho famalifaliana azy raha marary izy: Andeha hamangy an' i Dadabe any atsimo izahay
Mitsapa alahelo, manalady: Tonga mamangy anareo izahay, tompoko, amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao
Explications en anglais  5  [1.7] to visit; to send greetings by messenger or letter
Explications en français  6  [1.8] rendre visite à quelqu'un; envoyer des compliments
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Analogues  11  mitsidika, mitsirika, miantrano
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot mamangy

Anagrammes  18  mamangy, maminga

Mis à jour le 2023/08/05