Entrée mamaly bontana (valy, bontana)
Partie du discours locution
Allégation Mot ou locution vu dans: mamalysitraka
Exemples 
1Hatramin' ny nahafatesan-dRavokatra raikeliny, dia tahaka ny mamaly bontana azy ny toe-panahy asehon' I Lidy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 124]
2Na misy aza ny Malagasy ampijalina, na misy aza ny Malagasy mankasitraka sy manampy fanorotoroana ny fireneny, misy koa ny mamaly bontana izany sy miatrika amin-kerim-po sy fahasahiana ny maha-Malagasy tsy tia handevoizina azy. [Andraina: Mitaraina, page 225]

Mis à jour le 2013/11/06