Entrée | 1 mamafy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 fafy |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
11 [1.78] [Taisaka]
manao fafy 12 [1.1] Manapariaka voa mba hilevina ao anaty tany ka hitsimohany: Izay namafy voa tsara dia hioty voa tsara Manely hatraiza hatraiza: Randria no mamafy izany hevi-diso izany Mandanilany foana, mandany an-tetiny: Mamafy vola amin' ny zavatra tsinontsinona io lehilahy io 13 [1.13] manaparitaka na mametraka ny ambioka ao anaty tany |
Explications en anglais |
14 [1.2] to sow, to scatter, to disperse, to disseminate. |
Explications en français |
15 [1.13] semer |
Exemples |
16 [2.245#] Ny Zokiolona rehetra, dia tsy maintsy samy mamafy rano daholo. |
Vocabulaire |
17 Economie: agriculture |
Synonymes | 18 manely, mampiely, manapariaka, manaparitaka, manahaka, mampihahaka |
Anagrammes | 19 mamafy, mifama |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |