| Entrée (1/2) | 1 maly |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 dia, haolo.
[Bara]
[1.78] 4 matahotra olona, dia. [Sihanaka] [1.78] 5 kaody, matahotahotra. [Tanosy] [1.78] |
| Entrée (2/2) | 6 maly |
| Partie du discours | 7 nom |
| Explications en malgache |
8 omby, fananana, izay rehetra harena (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany).
[Bara]
[1.353#62] |
| Anagrammes | 9 lamy, 10 lima, 11 maly, 12 milà, mila |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|