Entrée malezolezo (lezolezo (lezo))
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Sady lava no manify [1.1]
Explications en français Qui est grand, mince et maigre [1.3]
Exemples 
1i Fandravaka kely kosa dia zaza malezolezo sady tsy ampy fivelomana ny ray aman-dreniny ka misaringo-borodamba. [2.895]
2Na angamba ny fisian' ilay firohotana malezolezo atao hoe Fanampiana amin' ny Fahavoazana Rehetra sy ny fomba fiasany no nametraka olana taminy. [1.369]

Mis à jour le 2023/01/20