|
|
|
|

Entrée 1  malefadefaka
Radical  2 lefadefaka
Partie du discours  3  adjectif
Exemples  4  Tsara feo izy, malefadefaka am-pihainoana. [2.285#]
5  Ny ankizy vavy kosa nifidy asa somary malefadefaka mifanaraka amin' ny toe-batany. [2.445#]
6  Manampy ny lahy koa anefa izy amin'ny asa fambolena malefadefaka toy ny famafazam-boa. [2.606#]
Combinaisons  7 fay malefadefaka

Mis à jour le 2026/02/26