|
|
|
|

Entrée1  malaso
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Anarana iantsoan' ny any atsimo ny dahalo. [1.1]
4 dahalo, olon-dratsy. [2.285]
Explications en français  5 bandit de grands chemins. [4.14]
Exemples  6  Mba mety ho vitany ihany ve ny handresy ireny andiana malaso tsara rindra ireny ka hamerina indray ny fandriampahalemana any amin' iny faritra iny manontolo? [4.27#]
Vocabulaire  7  Loi
Synonymes  8 dahalo

Anagrammes  9 malaso, 10 salamo, Salamo, 11 Saloma, 12 somala

Mis à jour le 2025/11/09