|
|
|
|

Entrée1  malama maina
Mots élémentaires  2  malama, maina
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] (miaraka mandrakariva amin' ny teny hoe tany): enti-milaza ny fiainana izay sarotra itondran-tena fa jerena toa mora andehanana nefa raha tsy mitandrina mety hamotraka
Exemples  5  [1.1] Tandremo fa malama maina ny tany ka tsy azo anaovana tongo-dovia
6  [2.499] Izany Iarivo izany, hono, ka malama maina.
7  [2.296] Nahatsiaro loatra manko izy fa " malama maina " ny lalantsika ety: koa mba may izy hiomana sy hitady fanefitra.
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot malama maina

Mis à jour le 2024/12/07