Entrée Makoa
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Définition malgache Masombika (anarampoko vahiny iray avy atsy Afrika tonga teto) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Mots du dialecte
Exemples 
1Teo anilan'ireo Tompon-tany ireo no niavian'ireo Makoa [Razafiarivony: Harivolana]
2Olona maro karazana no mponina tao Mojanga, dia Sakalava, Hova, Makoa, Arabo, Karana [Rabary: Daty]
Citations 

Mis à jour le 2020/04/08