Entrée maka rivotra
Mots élémentaires maka ; rivotra
Partie du discours locution
Explications en malgache Mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena [1.1]
Explications en anglais To take exercise, seeking fresh air. [1.2]
Exemples Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy; [2.59]

Mis à jour le 2023/04/16