|
|
|
|

Entrée1  makadiribe
Mots élémentaires  2  makadiry, be
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  Be vatana, vaventy: Bibilava makadiribe
5  Ngezabe, goaibe
6  Lehibe, malalaka: Hataoko inona itỳ akanjo makadiribe itỳ? [1.1]
Exemples  7  ireto trano vato sy trano biriky tany sy biriky tanimanga makadiribe manerana ny tanàna ankehitriny dia tsy hita teto tamin' izany. [2.649#]
Synonymes  8  makadiry

Mis à jour le 2024/01/11