|
|
|
|

Entrée1  maka rivotra
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena [1.1]
Explications en anglais  4  To take exercise, seeking fresh air. [1.2]
Exemples  5  Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy; [2.59#]
Mots élémentaires  6  maka, rivotra

Mis à jour le 2023/04/16