Entrée maito (ito)
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Bara] tapaka, maty [Rakotosaona 1975]
 Tapaka tarangana, mifarana tsy misy romoromo [Rajemisa 1985]
 tapaka [Rabemolaly: Fary]
Exemples 
1Akosa izy raha sady manify no mora maito, toy ny fanjaitra. [Baron: Botany]
2Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
Citations 

Mis à jour le 2020/01/25