Entrée maingoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina [1.1]
Explications en anglais A scorpion [1.7]
Explications en français Scorpion [1.3, 1.8]
Exemples Any am-piandrasana omby any izy dia ataony mijaly sy mitondra faisana ery ny omby izay andrasany, mpampitondraka ny volim-bahoaka, mpilalao bibilava sy maingoka ary biby madinika. [2.588]
Vocabulaire 
Analogues  hefy ~ mambambohitra
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/07/30