Entrée main-dambana (maina, lambana)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza ny fonon' ny babinkatsaka hita maina, izay fambara fa efa masaka ny katsaka; ilazana ny katsaka efa antitra eo am-paniriana -- ny olona main-dambana kosa dia mahantrahantra sy tsy mitafy tsara [Rajemisa 1985]
Citations 

2013/03/01