|
|
|
|

Entrée1  maimaim-poana
Mots élémentaires  2  maimaina, foana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] tsy vidina, tsy andoavam-bola, tsy misy takalony na vidiny fa atao fotsiny amin' izao: Omeko anao maimaim-poana iny boky iny
Explications en anglais  5  [1.7] given freely, for free
Explications en français  6  [1.8] gratuit, donné pour rien
Exemples  7  Tsy hamela ahy maimaimpoana ny feon' ny fieritreretana! [2.499#]
8  Mandamina fanabeazam-bahoaka maimaimpoana sy takatry ny rehetra hidirana ny Fanjakana. [1.320#]
9  ny voninahitra na dia ny kely indrindra aza, aza omena maimaimpoana, fa ataovy valim-pitian' ny fahazotoana sy ny fahendrena; [2.285#]
Illustrations 
10 

Mis à jour le 2023/05/15