Entrée | 1 maimaim-poana |
Mots élémentaires | 2 maimaina, foana |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] tsy vidina, tsy andoavam-bola, tsy misy takalony na vidiny fa atao fotsiny amin' izao: Omeko anao maimaim-poana iny boky iny |
Explications en anglais |
5 [1.7] given freely, for free |
Explications en français |
6 [1.8] gratuit, donné pour rien |
Exemples |
7 [2.499#] Tsy hamela ahy maimaimpoana ny feon' ny fieritreretana! 8 [1.320#] Mandamina fanabeazam-bahoaka maimaimpoana sy takatry ny rehetra hidirana ny Fanjakana. 9 [2.285#] ny voninahitra na dia ny kely indrindra aza, aza omena maimaimpoana, fa ataovy valim-pitian' ny fahazotoana sy ny fahendrena; |
Illustrations |
|
Mis à jour le 2024/12/08 |
![]() |