Entrée mahina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Nanao ratsy ka matahotahotra sao fantatra: Mahina angamba Rakoto tamin' ilay lainga nataony ka midifidify foana ny adala rehefa mifanena amiko
Mitovy hevitra: kaodikaody ~ maodimaody ~ matahotahotra ~ miahiahy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise full of anxious thoughts. [Richardson 1885]
Définition française anxieux, soucieux, soupçonneux, qui est dans l'angoisse [Abinal 1888]
Dérivations 

Entrée mahiña
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara] mosary [Rakotosaona 1972]

2013/11/06