|
|
|
|

Entrée1  mahery an-joro
Mots élémentaires  2  mahery, zoro
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa
5  Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany [1.1]

Mis à jour le 2024/08/13