|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mahefa
Radical  2  efa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mahavita: Mahefa ny zavatra rehetra Andriamanitra / Mahefà be e!
5  Mahafaty (ain' olona): Tsy mahefa ain' olona aho
6  Mahaloa: Atolory ny fanjakana io fa tsy nahefa trosa [1.1]
Explications en français  7  pouvoir faire, pouvoir achever, pouvoir mettre à mort, pouvoir payer, pouvoir restituer [1.3#119]
Exemples  8  rariny raha misy mahefa ny adidiny; [1.318]
9  koa raha mahefa ireo hianao dia homeny ho vadinao Imanahadreny. [2.69]
10  Fa angaha koa izay lazain' ny molotra ambony sy ambany dia mahefa inona. [2.895]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Autres orthographes  15  mahaefa
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot mahefa

Entrée (2/2)20  mahe
Radical  21  efa
Partie du discours  22  impératif du verbe actif mahefa [Liste complète]
Explications en malgache  23  [1.1]
Explications en français  24  [1.3]

Anagrammes  25  ahefam, mahefa, mahefà

Mis à jour le 2023/01/20