Entrée | 1 mahavoasazy |
Radical | 2 voasazy |
Partie du discours | 3 adjectif |
Exemples |
4 [2.117] mahavoasazy ny manao izany. 5 [1.320] Tsy misy olona azo sazina raha tsy araka ny lalàna navoaka hanan-kery alohan' ny nanaovana ilay fihetsika mahavoasazy. 6 [2.332] Samia hendry tsara mandra-pahatongan' io andro io, satria raha misy tsy hendry, dia sady voasazy tsy man-kany, no mahavoasazy koa ny sisa rehetra, tsy misy afaka handeha. |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |