| Entrée | 1 mahavoasazy |
| Radical | 2 voasazy |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Exemples |
4 mahavoasazy ny manao izany.
[2.117#96]
5 Tsy misy olona azo sazina raha tsy araka ny lalàna navoaka hanan-kery alohan' ny nanaovana ilay fihetsika mahavoasazy. [1.320] 6 Samia hendry tsara mandra-pahatongan' io andro io, satria raha misy tsy hendry, dia sady voasazy tsy man-kany, no mahavoasazy koa ny sisa rehetra, tsy misy afaka handeha. [2.332#44] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|