Entrée | 1 mahatsikaritra |
Radical | 2 tsikaritra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Sendra mahita, mahatsipalotra: Nahatsikaritra andRasoa aho tany an-tsena |
Explications en anglais |
5 [1.7] to perceive at a rapid glance |
Explications en français |
6 [1.8] apercevoir instantanément |
Exemples |
7 Ny Menamaso alefan-dRakoto koa matetika hitsikilo ny fampinomana, ka nony mahatsikaritra ireny ny mpampinona, dia nikendry tsara tsy hahafaty olona. [1.437#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |