|
|
|
|

Entrée1  mahatsikaritra
Radical  2 tsikaritra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Sendra mahita, mahatsipalotra: Nahatsikaritra andRasoa aho tany an-tsena. [1.1]
Explications en anglais  5 to perceive at a rapid glance. [1.7]
Explications en français  6 apercevoir instantanément. [1.8]
Exemples  7  Ny Menamaso alefan-dRakoto koa matetika hitsikilo ny fampinomana, ka nony mahatsikaritra ireny ny mpampinona, dia nikendry tsara tsy hahafaty olona. [1.437#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :

Mis à jour le 2025/09/12