|
|
|
|

Entrée1  mahasahana
Radical  2  sahana
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3#557] Qui peut faire face à un travail
Exemples  6  tantsaha dia tsy mahasahana ny andraikitra napetraka taminy, fa mainka manome vahana ny mpanam-bola aza. [2.606#]
7  Ny vadiny tsy mahay mamaky teny sy manoratra, ary voapempo nandritra ny androm-piainany dia tsy mahasahana andraikitra araka asa. [1.369#]

Anagrammes  8  ahamasahan, hamasahana, hanamasaha, hanasamaha, mahasahana, nahamasaha

Mis à jour le 2024/02/08