Entrée maharitrafo
Partie du discours nom
Explications en malgache Vilany vita amin' ny vifotsy na takela-by natao vonobainona fa tsy tsinginina, izay matetika ampiasain' ny olona voatery mandeha lava, toy ny mpandroaka sarety [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31