|
|
|
|

Entrée1  maharenina
Radical  2 renina
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Mahatonga harenina
5 Teny entina mandidy mba hangina tsy hitabataba: Maharenina, rankizy a! (maharenina ny saina ny tabataba ataonareo ka aoka izay! ) [1.1]
Explications en anglais  6 deafening [1.7]
Explications en français  7 qui rend sourd, qui fait un vacarme assourdissant
8 ennuyeux, importun
9 Ce mot sert aussi d'impératif et signifie : Tais-toi (parce que tu assourdis) [1.3]
10 assourdissant [1.8]
11 silence! [1.5]
Exemples  12  Nisafotofoto tamin' izay ny zava-boahary, fa injany ny fisiokan' ny fanitso nentin' ny rivotra sy ny fidaboky ny trano nianjera no toy ny kotro-baratra akaiky, tsy manam-pijanonana sady mitovy tantana maharenina. [2.5]

Mis à jour le 2025/09/12