Entrée | 1 mahalala folo ho an' ny tena fa tsy mahalala iray ho an' ny hafa |
Mots élémentaires | 2 mahalala, 3 folo, 4 tena, 5 iray, 6 hafa |
Partie du discours | 7 locution |
Explications en malgache |
8 ilazana fitiavantena maharikoriko tsy mihevitra afa-tsy ny tombon-tsoa ho an' ny tenany fa tsy mijery ny an' ny hala [1.1] |
Synonymes | 9 mahalala folo ho an-tena fa tsy mahalala iray ho an' olona |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |