Entrée | 1 mahahafa |
Radical | 2 hafa |
Partie du discours | 3 adjectif |
Exemples |
4 Lazao izay hitanao ho mahahafa kely an' ity lahatsoratra ity ka mahatonga azy hahafinaritra.
[2.314]
5 Ny mahahafa azy indrindra anefa dia tsy mba atahorana hamadika izy satria tsy mba tafiditra am-pony na oviana na oviana ny fitiavana, na fitiavana inona izany na fitiavana inona. [2.895] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 mahafaha, 10 mahahafa |
Mis à jour le 2025/09/10 |
![]() |