|
|
|
|

Entrée1  mahabotry
Radical  2 botry
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en anglais  4 to stunt; to make destitute. [1.2, 1.7]
5 to dwarf. [1.2]
Explications en français  6 qui rend rabougri ; qui ruine. [1.8]
Exemples  7  afoizo hatramin' izao ny fahalotoana fa mahabotry ny taranaka. [2.285#]
8  Koa ialako aminareo rehetra, tompoko, ny tsiny, fandrao maharava harena, ndrao mahabotry terak' omby, ndrao mahafohy tera-bary, ndrao mahakely vody saonjo, ndrao mahafolaka an-datony, ary ndrao mahakizo fara. [2.346#10]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  13 ambihotra, 14 ambohitra, Ambohitra, 15 mahabotry

Mis à jour le 2025/11/09