Entrée maha~
Partie du discours préfixe [Mots avec maha~]
Explications en malgache Tovona fanao eo alohan' ny anarana, mpisolo anarana na mpamaritra anarana, ka raha miaraka amin' ireo roa voalohany izy dia soratana misy tsipi-panohizana (-): Ny fanahy no maha-olona, io no maha-izy azy; fa raha miaraka amin' ny mpamaritra anarana kosa izy dia mety tsy hisy raha "mahatonga ho" no heviny: Mahatanora anao izao hety volo izao, ary misy kosa raha enti-milaza ny maha-izao na izao: Mbola hita ihany ny maha-tanora anao [1.1]
Explications en anglais Prefix used to form verbs and adjectives which typically mean, to be able to, causing; also to form phrases that indicate cause, as : ny raiko no mahatoy izao ahy, my father made me what I am [1.7]
Explications en français Quelques participes à préfixe voa peuvent pendre le préfixe maha et s'emploient surtout au passé: nahavoafitaka [1.107]
 Préfixe qui forme des verbes et des adjectifs, qui on souvent un sens causatif; précède des propositions qui indiquent la cause; ex. ny raiko no mahatoy izao ahy, c'est grâce a mon père que je suis ce que je suis [1.8]
Mots composés 
Toponymes 

Entrée maha
Partie du discours nom
Explications en français  [Bara] (prononciation locale de ma). Dombeya viburnifloropsis Arènes (Malvaceae). Nom relevé par A. Seyrig (réf. Seyrig 750). [1.196]
Nom scientifique Dombeya viburnifloropsis
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31