|
|
|
|

Entrée1  manodoka
Radical  2  sodoka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mamitaka amin' ny fijerena, mahadiso hevitra, mahadiso: Tsy nanodoka ahy ny masoko
Mahavoafitaka: Nanodoka ahy ny diavolana fa andro vao amin' ny telo dia nataoko ho efa amin' ny enina
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Anagrammes  8  andokoam, andomako, anodokam, mandokoa, manodoka

Mis à jour le 2023/01/05