|
|
|
|

Entrée1  manosy
Radical  2  hosy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  mihosy tanimbary miaraka amin'ny omby vitsivitsy na maromaro [Tanala] [1.78]
5  Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao
6  Mamaky bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy hamafazana na hanetsana: Efa manosy tanimbary izao ny olona
7  Mambabo fananana [1.1]
Explications en anglais  8  to trample the mud in ricefields [1.7]
Explications en français  9  piétiner, tremper dans
10  manquer d'égards
11  spolier, confisquer [1.3]
12  piétiner les rizières [1.8]
Exemples  13  Ny endrika ny mpiasa amin' izany, dia sahala amin' ny omby manosy [2.472]
14  Satria rehefa Robo dia tsy maintsy nandalovana any am-pasana aloha, vao nidinana any an-tanimbary manosy horaka. [2.245#]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
18  Impératif :
Synonymes  19  mañose
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot manosy

Mis à jour le 2022/12/06