|
|
|
|

Entrée1  loterana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.62#681] sokajin-kristianina protestanta manaraka ny foto-pampianaran' i Lotera
Exemples  4  [2.356] Ny sekoly sy ny faritany loterana dia niantso na nanasa matetika ahy.
5  [2.606] Notezaina tamin' ny finoana katolika sy loterana izy ireo nandritra ny fahazazany sy fahatanorany.
Vocabulaire  6  Religions, Croyances

Anagrammes  7  loterana, naelatro

Mis à jour le 2025/01/21