Entrée loso
Partie du discours nom
Définition malgache Antsasaky ny ariary na 2,50 Fr amin' ny vola ankehitriny (fony 4,80 Fr no tomban' ny ariary, dia 2,40 Fr ny loso, ka ny 2,50 Fr taty aoriana natao hoe loso vazaha) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Citations 

Entrée loso
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sakalava] Zavatra boribory lavalava: Losom-by [Rajemisa 1985]

2013/03/06