|
|
|
|

Entrée (1/4)1  lompy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Jiolahy, olona ratsy ary tsy valahara
Exemples  4  Mailaka mihitsy anefa ireto lompy mpanao be alina, satria raha tsy efa saka izy tsy ho sahy hitraka ny any am-bilanin'olona; [1.395#ilayfitiavanampandresy]
Mots composés 

Entrée (2/4)6  lompy
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.1] Zavatra tsy azo anoharana na ihodivirana, toy ny fahafatesana: Lompy tsy mahahery

Entrée (3/4)9  lompy
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  [1.1] Volomason' ny landy, izay misokatra sy mivelatra ary miova soratra rehefa tohinina
Synonymes  12  lopy

Entrée (4/4)13  lompy
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  [1.1] Loza

Mis à jour le 2023/10/07