|
|
|
|

Entrée1  lolompaty
Mots élémentaires  2  lolo, faty
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Karazana lolo lehibebe izay maintimainty manopy mena ary misy pentna boribory lehibe mangamanga eo amin' ny ilany ambony toy ny maso roa makadiry, ka izany no nahatonga ny anarany koa hoe kakabemaso
Vocabulaire  5  Zoologie: invertébrés
Synonymes  6  kakabemaso

Anagrammes  7  lalompito, lolompaty

Mis à jour le 2024/12/31