|
|
|
|

Entrée1  loko afo
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] loko fanaovana tombo-kase, izay dorana amin' ny afo ka mitsonika mitete ary iny mitsonika iny no apetaka amin' ny valopy ho filazana fa tsy misy mahazo manokatra azy io raha tsy izay tokony hanao izany
Mots élémentaires  4  loko, afo

Anagrammes  5  alofoko, loko afo

Mis à jour le 2025/01/21