|
|
|
|

Entrée1  lokanady
Mots élémentaires  2  loka, 3  ady
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Dina na fanekena nifanaovan' ny miaramila hiady na hiantafika fahizay. (Anisan' ny lokanady nalaza fahiny ilay fepetra iray mitaky "ny fandoram-belona izay miamboho lehilahy", izany hoe miverina ilalana mandositra ny fahavalo; azo heverina fa hatramin' izay no nahatonga ny fitenenana hoe "aleo mandroso ho faty toy izay miverin-ko may") [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12