Entrée (1/3) | 1 lokaloka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Voadivoady, toky mafana. [1.1] |
Dérivés |
|
Entrée (2/3) | 7 lokaloka |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 tavindona [Bara, Sihanaka]
[1.78] 10 tavindolana [Tambahoaka, Bezanozano, Tanosy] [1.78] 11 Vatan-kazo noloahana toy ny lakana atao fanomezan-tsakafo ny biby [Tsimihety] [1.1] 12 tavy fampiasan'ny mpanao trano 13 tavy fihinanan'ny biby [1.13] |
Explications en français |
14 auge, hourdis [1.13] |
Synonymes | 15 horidia, lolana |
Analogues | 16 1.1^Tsimihety=Tavin-dolana=kilàny |
Entrée (3/3) | 17 lokaloka |
Partie du discours | 18 nom |
Explications en malgache |
19 dikidiky, rikoriko [Taisaka]
[1.78] |
Anagrammes | 20 kalokalo, kolakola, lakolako, lokaloka |
Mis à jour le 2020/07/31 |